- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ramsey Tesdell ao amin’ny 7iber.com

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra nivoaka tamin’ny volana Oktobra 2009)

Ramsey Tesdell no mpanorina ny 7iber.com [1], vondrom-piarahamonin'ny asa fanaovan-gazetin’olon-tsotra sy ny tetikasa fampiofanana any Amman, Jordania. Nihaona taminy tany amin’ny fandaharan’asa Manamafy Orina ny Fampitam-baovao Tsy Miankina [2] tany Aotrisy izahay, izay mikendry ny hamoaka an-tsarintany ny vanim-potoana vaovao amin’ny fivoaran’ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena [3]. Azonao fantarina bebe kokoa ny momba an'i Ramsey sy ny 7iber ao amin'ny MediaShift [4] sy ny Global Voices [5].