Ramsey Tesdell ao amin’ny 7iber.com

(Lahatsoratra nivoaka tamin’ny volana Oktobra 2009)

Ramsey Tesdell no mpanorina ny 7iber.com, vondrom-piarahamonin'ny asa fanaovan-gazetin’olon-tsotra sy ny tetikasa fampiofanana any Amman, Jordania. Nihaona taminy tany amin’ny fandaharan’asa Manamafy Orina ny Fampitam-baovao Tsy Miankina tany Aotrisy izahay, izay mikendry ny hamoaka an-tsarintany ny vanim-potoana vaovao amin’ny fivoaran’ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena. Azonao fantarina bebe kokoa ny momba an'i Ramsey sy ny 7iber ao amin'ny MediaShift sy ny Global Voices.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.