Global Voices dia mitady mpandika teny sy tonian-dahatsoratra an-tsitrapo mba hanampy amin'ny fandikan-teny sy famoahan-dahatsoratra ao amin'ny Lingua amin'ny teny Frantsay, izay mandika ny Global Voices ho amin'ny teny Frantsay!
Raha liana ianao dia fenoy ity taratasy ity ary hovalianay ianao!
Zarazarao ary ataovy eto ny fangatahana!