- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny fomba sy ny antony anamarinana ny zavatra avoaka: fanolorana iray avy amin'ny Vovonan'ny GV Azia sy Pasifika

Sokajy: Mediam-bahoaka, vondrom-piarahamonina, Blaogim-Piarahamonina GV, Fomba fanoratra

Zavatra nokarakaraina sy natolotr'iTaisa [1] sy Andrea [2] nandritra ny fihaonana anatiny tao amin'ny Vovonana GV Azia sy Pasifika ity fanehoana an-tary ny dingana fanamarinana ny zavatra ho avoaka ity (lahatsary amin'ny teny anglisy).