Tantara tamin'ny 24 Mey 2019
Afovoany – Atsinanana : Isiraely sy ny Fampiasana Fôsfôra Fotsy ao Gaza
Nihorohoro ireo mpijery fahitalavitra manerantany nahta ireo sary mampihoronkoditry ny niharan-doza tao Gaza - ny sasantsasany tamin'izy ireo dia nanjary ratsy endrika efa mila tsy ho fantatra intsony. Miantso an'i Isiraely ny ONG iraisam-pirenena mpiaro zon'olombelona Human Rights Watch, mba hamarana ny fampiasana tsy ara-dalàna fôsfôra fotsyamin'ny adiny amin'i Gazà.
Fantaro i Ian McCallum, mpampiantrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTech ho an'ny 23-29 Mey

Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Ian McCallum, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny 23-29 May 209. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Lunaape izy.
Ahoana ny fitsidihana fiaran-dalamby ao Shina mba tsy ho voampanga ho manao fitsikilovana
Raha hitsidika hijery fiaran-dalamby ao Shina ianao dia mila mitandrina, raha tsy izany ho voampanga ho mitsikilo indostria, araka ny filazan'ilay mpitsidika fiaran-dalamby malaza sady mpisera YouTube, RailKingJP.
Tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kiswahili
Mwandani mitatitra ny Tondro Isan-taona momba ny Fahalalahan'ny Gazety manerantany (2005). Raha laharana faha-75 i Tanzania, dia misy kosa ireo firenena Afrikana tahaka an'i Benin, Namibia, Maorisy, sy Mali lasa alohan'i Etazonia (faha-44), izay nihemotra toerana 20 tamin'ity taona 2005 ity.