- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Niverina nanohy ny asany ilay tranonkalam-baovao Ilna

Sokajy: IrĂ na, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra tamin'ny volana Jolay 2008)

Niverina nanohy ny asany ny Ilna [1], Sampam-baovao Miresaka Asa Iraniana, rehefa voasivana nandritra ny volana maromaro.