- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Atrikasa Advox: Roger Dingledine miresaka momba ny Tor sy ny fanoherana ny sakana

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008)

Topi-maso fohy momba ny tambajotra Tor sy ny rafitra fanoherana ny sakana ao aminy 

Ahoana ny hevitsika momba ny rindrin'afon'ny governemanta, ny fomba fiasan'ny fandinganana ataontsika, ary aiza ho aiza ny misy azy hatramin'izao. Ary raha mety dia resahina ny fomba hitrandrahana tsara kokoa ny olona vitsivitsy izay misafidy ny hampiasa izany ho toy ny mpanentan-kevitra sy mpanely fahalalana ao amin'ny vondrom-piarahamoniny.

Sesitsarin'i Roger Dingledine tao amin'ny Tor nandritra ny Vovonana Global Voices 2008 tany Budapest