- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Atrikasa Advox: Nart Villeneuve miresaka ny fitsapana fisian'ny sivana amin'ny aterineto

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008)

Fitsapana fisian'ny sivana amin'ny aterineto

Teknika vitsivitsy azon'ny olona ampiasaina hampitomboana ny fahamarinan'ny tatitra momba ny sivana.

Budaworkshop [1] from nartv [2]

| Jereo [3] | Jereo koa ny anao [4]