Tantara tamin'ny 19 Mey 2019
Moldavia: fakàna an-keriny ireo solosaina manokan'ireo tanora 12 noho ny fandefasana tsikera antserasera

Tamin'ny 4 Jona 2008, nandidy ny fandraofana ireo ordinatera manokan'ireo tanora 12 izay naneho hevitra mitsikera ny antoko komonistan'ny fitondrana ao amin'ny Repoblika Moldavia tao amin'ny sehatra fifandraisana amin'ny aterineto sy ny vavahadim-baovao toy ny forum.md, torrentsmd.com, desteptarea.info sy ny unimedia.md ny Fitsarana ao amin'ny Distrikan'i Râşcani ao an-drenivohitr'i Kishinev.
Fitsidihana ny bilaogy Kenyana
Nanjaka tamin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana sy ny vondrom-piarahamonina antserasera Kenyana nandritra ny andro vitsy lasa i Lucy Kibaki, vadin'ny filoham-pirenen'i Kenya, indrindra taorian'ny tehamaina izay re manerana izao tontolo izao.
Afrika: Mampihontsona ny fahalalahan'ny gazety ve ny herin'ny Shinoa?
Nandefa tafatafa niarahana tamin'ny filohan'ny Reporters Sans Frontieres, Leonard Vincent maneho hevitra momba ny fihenan'ny fahalalahan'ny gazety ao Afrika nandritra ny taona 2007 ny BBC.
Atrikasa Advox: Nart Villeneuve miresaka ny fitsapana fisian'ny sivana amin'ny aterineto

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008) Fitsapana fisian'ny sivana amin'ny aterineto Teknika vitsivitsy azon'ny olona ampiasaina hampitomboana ny fahamarinan'ny tatitra momba ny sivana. | Jereo | Jereo koa ny anao