- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Konferansa Advox: Andrey Abozau miresaka ny toe-draharaha Belarosiana

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008)

Resadresaka nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Mankany amin'ny tambajotra  miady amin'ny sivana manerantany” tamin'ny 27 Jona 2008