- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Saripika: Fivoriana anatiny mialoha ny Vovonana Global Voices 2012

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2012)

Nivory manokana mba hifanakalo hevitra momba ny olana sy ny hevitra mifandraika amin'ny Global Voices ny vondrom-piarahamoninay nandritra ny telo andro nialoha ny Vovonana Global Voices 2012 tany Nairobi, Kenya.

Jereo ity lahatsoratra lavalava kokoa [1] ity raha te hahalala misimisy kokoa momba izany ianao, raha tsy izany dia ankafizo aloha ireto sarin'ny mpikambana ao amin'ny Global Voices nihaona mivantana ireto!

'Global Voices Village' - our private meeting hub in Nairobi, Kenya. Image from Global Voices Flickr. [2]

‘Global Voices Village’ – ny foiben'ny fihaonanay manokana tany Nairobi, Kenya. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

Participants engaged. Image from Global Voices Flickr. [3]

Mpandray anjara. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

Ethan Zuckerman and Rebecca MacKinnon, GV co-founders. Image by Global Voices Flickr. [4]

Ethan Zuckerman sy Rebecca MacKinnon, mpiara-manorina ny GV . Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

Learning Swahili. Image by Global Voices Flickr. [5]

Mianatra teny Swahili. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

Global Voices meeting. Image by Global Voices Flickr. [6]

Fihaonan'ny Global Voices. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

The community in attendance. Image by Global Voices Flickr. [7]

Ny vondrom-piarahamonina manatrika ny fivoriana. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

Global Voices website. Image by Global Voices Flickr. [8]

Tranonkalan'ny Global Voices. Sary avy amin'ny Global Voices tao amin'ny Flickr.

Tsidiho ny vondronay Flickr [9] raha hijery sary maromaro kokoa.