- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Konferansa Advox : Oiwan Lam miresaka ny sivana aoriam-panjanahan-tany

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008)

Resadresaka nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Ny Fampahalalam-baovaon'olon-tsotra sy ny Fahalalaham-pitenenana amin'ny aterineto” ny 27 Jona 2008