- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Konferansa Advox : Chris Salzberg miresaka ny sivana an'aterineto sy ny fampahafantarana ny vahoaka any Japana

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Miresaka momba ny fandrindrana ny aterineto sy ny fironana amin'ny sivana any Japana i Chris Salzberg

Resadresaka nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Mankany amin'ny Tambajotra Manohitra ny Sivana Manerantany” ny 27 Jona 2008