Tantara tamin'ny 13 Mey 2019
Raharaha goavana momba ny zava-mahadomelina, Manasongadina ny fomba fanao feno fahendrena an'ny polisy ambony ao Trinidad & Tobago
"Na dia maniry ny mifanohitra amin'izany aza isika, tsy valin'ireo valimbavaka ho antsika i Gary Griffith fa fambaran'ny tsy fahombiazantsika."
Taridia fibilaogina tsy mitonona anarana efa misy amin'ny teny Arabo

Efa misy amin'ny teny Arabo ankehitriny ny The Anonymous Blogging with Wordpress and Tor (Fibilaogina tsy mitonona anarana miaraka amin'ny Wordpress sy Tor) noho ny dikan-teny avy amin'i Yazan Badran sy Mohammad Al abdallah.
Konferansa Advox : Chris Salzberg miresaka ny sivana an'aterineto sy ny fampahafantarana ny vahoaka any Japana

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Miresaka momba ny fandrindrana ny aterineto sy ny fironana amin'ny sivana any Japana i Chris Salzberg Resadresaka nifanaovana nandritra ny...