- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Atrikasa Advox: Robert Guerra miresaka ny fomba fijerin'ny mpisera

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Fahalalaham-pitenenana an-tserasera: Mankany amin'ny hetsika miady amin'ny sivana manerantany [1] – Ny fomba fijerin'ny mpisera avy amin'i robertguerra [2]

Inona no tena ampiasain'ny olona, ​​ny olana atrehin'izy ireo, ary ny toro-hevitra amin'ny hoavy.