Atrikasa Advox: Robert Guerra miresaka ny fomba fijerin'ny mpisera

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Fahalalaham-pitenenana an-tserasera: Mankany amin'ny hetsika miady amin'ny sivana manerantany – Ny fomba fijerin'ny mpisera avy amin'i robertguerra

Inona no tena ampiasain'ny olona, ​​ny olana atrehin'izy ireo, ary ny toro-hevitra amin'ny hoavy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.