Tantara tamin'ny 11 Mey 2019
Vahiny tsy nampoizina tao amin'ny fanangonam-bolan'ny vondrom-piarahamonina Aurora foibe tao Budapest ny polisy
Milaza ny mpitantana ny foibem-piarahamonina Community center managers say the local municipality has been trying to shut Auróra down for years.
Navotsotra ary mbola miandry fitsarana ireo mpanao gazety Mozambikana taorian'ny volana maromaro nitanana azy
Nogadraina i Amade Abubacar sy Germano Adriano hatramin'ny volana Janoary, saingy ny 16 Aprily vao voampanga ara-dalàna . Tsy maintsy miandry fitsarana ao anatin'ny fanafahana vonjimaika miaraka amin'ny fepetra izy ireo ankehitriny .
EAM: Miomana hanakana ireo tranonkala manafintohina ny DU
Nanomboka nanakana ny fidirana amin'ny tranonkala heverina ho "manimba saina" sy mahatohina ny "soatoavina ara-kolontsaina, sosialy ary maoraly" ny DU, ilay mpanome tolotra aterineto faharoa any amin'ny faritra malalaka ao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra.
Arabia Saodita:Tezitra noho ny fisamborana an'i Al Farhan ireo bilaogera
Mitohy hatrany manerana ny tontolon'ny bilaogy Arabo ny fanehoan-kevitra taorian'ny fisamborana ilay bilaogera Saodiana Fouad Al Farhan, izay mbola tsy fantatra ny fiampangana azy.
Kazakhstan: “Mpitarika ny firenena” ny filoha hoy ny lalàna ka tsy azo henjehina
Araka ny efa notaterina, nandany andiana fanitsiana antsoina hoe Lalàna momba ny Mpitaridalan'ny Firenena ny Parlemantan'i Kazakhstan tamin'ny 13 May, satria natao omena ny voninahitra toy izany ny filoha amperinasa.
Konferansa Advox : Nart Villeneuve niresaka momba ny fandinganana sivana
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008) Resadresaka nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Nihaona tamin'ny Akademia ny mpikatroka lohalaharana: Fitaovana sy Fahalalana ” ny 27 Jona 2008 | Jereo | Avoahy ny anao manokana