Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Mey 2019

Tantara tamin'ny 09 Mey 2019

@ActLenguas : Elias Ajata sy ny tolony hamantarana ny aymara amin'ny aterineto, ny 6 ka hatramin'ny 12 mey 2019

"Tsy tokony ho any an-trano ihany no ampiasana ny fitenintsika, fitaovam-pampitana karazam-pahalalàna maro io".

Nanavotra olona an'arivony ny fiomanana rehefa namely ny morontsiraka atsinanan'i India ny rivodoza Fani 

Ain'olona maro no voavonjy tamin'ny faharavana vokatry ny rivodoza mahery vaika Fani noho ny famindran-toerana efa voahomana nataon'ny fitondram-panjakana tao an-toerana niaraka tamin'ny fanohanan'ny mpialatsaka an-tsitrapo an'arivony.

Nofoanana tampoka ny fanasana hiantsafa tamin'ny fandaharana fahitalavi-panjakana rosiana fa hay vehivavy ny filoha tale jeneralin'ny orinasa BlablaCar

Akon'ny RuNet

Mbola lavitra ny lalan'i Rosia eo amin'ny resaka fitovian'ny lahy sy ny vavy.

Tongasoa amin'ny tontolom-bilaogy libaney

Nefa amin'izany fotoana izany, samy mitahiry ny mahalibaney tsy voafehy daholo ry zareo, karazam-pankamamiana ho an'ny tanindrazany, eritreritra feno fanantenana fa indray andro any hiposaka indray ny masoandron'ny tanin'ny [hazo] sedera.

Eo am-pitendrena i Torkia…. Fitsarana iray iankinan'ny hoavin'ny fahalalaham-pitenenana

(Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 24 desambra 2005) Raha maro ny Tiorka tsy mankalaza krismasy, maro indrindra fa ireo mpianatry ny oniversite no manararaotra ny fialan-tsasatry ny ririnina hitodi-doha hody ka handany ny andro miaraka amin'ny fianakaviany. Henika ranomandry i Istanbul ary mahita sary an-tsaina aho fa olona maro no miala voly sy mamory ny...

Ny Taombaovao Shinoa tany Malezia

Tsy maintsy misy ny fiaraha-misakafo hariva mandritra ny alin'ny Taombaovao Shinoa