Tantara tamin'ny 08 Mey 2019
RV Newsletter: Kendren'ity fehezampitaovana vaovao ity ny hanampy ny mpanao lahatsary hahatontosa fiantraikany lehibe kokoa

Ny taratasim-baovao Rising Voices no manolotra anao ireo rohy amin'ireo fidanadanana mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika izay mahatafiditra ny fahafaha-miditra sy ny fandraisana fitaovana nomerika, sy ireo fomba isankarazany ho an'ny vondrom-piarahamonina handray anjara feno antserasera.
Mitaky Visa amin'ireo olom-pirenena amerikana i Bolivia
Tao anatina fanapahan-kevitra tsy nampoizina, nanambara ny governemanta Boliviana fa tsy hamela malalaka ny olom-pirenena Amerikana hiditra malalaka ao amin'ny firenena izy ireo raha tsy misy visa azo avy amin'ny kaonsilà.
Ny tsiahin'ny karnavaly lavitry ny firenena – votoaty tao amin'ny bilaogy Boliviana
Soa ihany fa misy ny fepetra fandosirana. Alohan'ny hamarananao, dia tokony hanana vitsivitsy eo an-tany ianao ho an'ny La Pachamama, reny tany.
Vovonana tany Londres – taona 2005
Natao ny 10 Desambra 2005 tany amin'ny foiben'ny Reuters tany Londres, Fanjakana Britanika ny Vovonana voalohany. Fihaonana nandritra ny tontolo andro nizara efatra ary natao voalohany indrindra ho an'ny mpandray...