05 Mey 2019

Tantara tamin'ny 05 Mey 2019

Ny lazain'ireo blaogera Salvadoriana — tsy afa-miala amin'ny lasa

  05 Mey 2019

Mbola miseho any amin'ireo vaovao avy any El Salvador foana ny angatr'ireo ady an-trano nandritra ny roa ambin'ny folo taona nisy tany El Salvador. Voalohany, nisy aloha ilay tantara nikasika an'i Will Salgado, ben'ny tanànan'i San Miguel. Tamin'ny 29 Janoary, namoaka tantara fandrakofana mikasika ny vokatr'ilay ady an-trano ny Washington Post.

Ireo vovonana efa notanterahana

  05 Mey 2019

Koa satria tsy manana birao mivaingana hitamaso amin'ny asa ataonay isan'andro izahay dia nikarakara ny fivoriana fanao isan-taona ho an'ny vondrom-piarahamoninay virtoaly izahay tany ampiandohana mba hihaonan'ny Global Voices mivantana. Nampihaona ireo mpikatroka manerantany avy amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra sy nomerika izay tena mahavita zava-baovao ary manome aingam-panahy indrindra ireo Vovonana sy...