Tantara tamin'ny 03 Mey 2019
Indonezia: Tsy meloka i Prita hoy ny fitsarana ambony
Tamin'ny Talata tolakandro, tsy nahita ny Fitsarana Ambony Tangerang fa meloka noho ny fanalam-baraka i Prita Mulyasari, vehivavy mpikarakara tokantrano izay nanoratra fitarainana tamin'ny alalan'ny mailaka manohitra hopitaly iray iraisam-pirenena tsy mandoa hetra.
Ny malaza ao amin'ny bilaogy any Azia Atsimo
Ao anatin'ny fitsidihana ireo bilaogera Aziatika Atsimo tamin'ity herinandro ity, maro amin'izy ireo no mizara lohahevitra iraisana sy ny resaka fanatanjahantena, momba ny cricket; sarimihetsika; sakafo; ary mazava ho azy ny politika.
Nanokana mpanjaka vaovao i Bhutan: Zara raha notsaroana ireo mpitsoa-ponenana
Raha nankalaza ny fanokanana i Bhutan, dia zara raha nahatsiaro ireo foko Nepaley Bhotaney 100.000 noroahin'ny rainy nandritra ny taona 1990 izay efa mpitsoa-ponenana ankehitriny ao Nepal ny firenena sy ny Mpanjaka Wangchuck.