- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Bilaogera noterena hibaboka manoloana ny fahitalavitra

Sokajy: Iràna, Fandrahonana-lalàna, Mediam-bahoaka, Solovava, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2012 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Noterena hibaboka manoloana ny fahitalavitra ilay bilaogera Iraniana Hossein Ronaghi Malki [1] araka ny filazan'ny reniny. Tany Teheran izy no manefa ny saziny 15 taona an-tranomaizina .