- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ejypta: Polisy namono tovolahy, 12 taona

Sokajy: Mediam-bahoaka, Tanora, Zon'olombelona

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aogositra 2007)

Zeinobia, avy any Ejypta, nitatitra [1] fa maty novonoin'ny polisy ilay tovolahy 12 taona voasambotra noho ny fangalarana tany anaty magazay.