- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mitady mpandika teny sy toniandahatsoratra mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices Lingua Malagasy!

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

Mitady mpandika teny sy toniandahatsoratra mpilatsaka an-tsitrapo hanampy amin'ny fandikàn-teny sy ny fanitsiana ny Malagasy Lingua [1] , izay handikantsika ny Global Voices [2] amin'ny teny Malagasy ny Global Voices [3]!

 

Raha liana ianao, fenoy ity pejy ty [4] ary ho lazainay ianao!

Zarazarao , ary misorata anarana eto!