Mitady mpandika teny sy toniandahatsoratra mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices Lingua Malagasy!

Mitady mpandika teny sy toniandahatsoratra mpilatsaka an-tsitrapo hanampy amin'ny fandikàn-teny sy ny fanitsiana ny Malagasy Lingua , izay handikantsika ny Global Voices amin'ny teny Malagasy ny Global Voices!

 

Raha liana ianao, fenoy ity pejy ty ary ho lazainay ianao!

Zarazarao , ary misorata anarana eto!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.