- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Martsa 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Lingua [1] 2019.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 747 isika, nahasarika mpitsidika 340.838 ary jeripejy miisa 403.231. Nahatratra 261.406 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.384 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra

Malagasy 159
Espaniola 115
Frantsay 82
Italiana 66
Rosiana 65

Tsidi-pejy

Espaniola 133.412
Portiogey 42.163
Frantsay 41.313
Japoney 40.835
Rosiana 19.271

Mpiondana Facebook

Arabo ar 126.078
Shinoa 42.719
Espaniola es 19.598
Frantsay fr 17.431
Amharic am 8.873

Mpanjohy Twitter

Shinoa 178.045
Arabo ar 42.529
Bangla bn 8.009
Espaniola es 7.566
Frantsay fr 5.570

Volana mahatalanjona ny volana Martsa , misaotra fa noho ianareo no nahatonga izany ! 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [6] sy Facebook [7]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [8]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [9] isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [10]!