Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Lingua 2019.
Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 747 isika, nahasarika mpitsidika 340.838 ary jeripejy miisa 403.231. Nahatratra 261.406 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.384 tao amin'ny Twitter.
Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa
Songadina
- Efa misokatra izao ny tranonkala Lingua Okrainiana sy Uzbek!
- Maro ireo tranonkala lingua no nitombo tamin'ny fifamoivoizana noho ny fitomboan'ny fikarohana toy izao:
- 35% tamin'ny Lingua Bangla
27% tamin'ny Lingua Frantsay
44% tamin'ny Linguas Grika sy Indoneziana
21% tamin'ny Lingua Italiana
50% tamin'ny Lingua Japoney
53% tamin'ny Linguas Espaniola sy Portiogey
60% fitomboana tamin'ny Lingua Shinoa Nentim-paharazana”
- 35% tamin'ny Lingua Bangla
- Nanavao ny toro-lalana momba ny fanotsofohana sioka i Jer .
Ireo nitarika tamin'iny volana iny:
Lahatsoratra
Malagasy 159
Espaniola 115
Frantsay 82
Italiana 66
Rosiana 65
Tsidi-pejy
Espaniola 133.412
Portiogey 42.163
Frantsay 41.313
Japoney 40.835
Rosiana 19.271
Mpiondana Facebook
Arabo ar 126.078
Shinoa 42.719
Espaniola es 19.598
Frantsay fr 17.431
Amharic am 8.873
Mpanjohy Twitter
Shinoa 178.045
Arabo ar 42.529
Bangla bn 8.009
Espaniola es 7.566
Frantsay fr 5.570
Volana mahatalanjona ny volana Martsa , misaotra fa noho ianareo no nahatonga izany ! 🙂
Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!