- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo: Tsara fanombohana ny Bafana?

Sokajy: Afrika Mainty, Afrika Atsimo, Ghana, Fanatanjahantena, Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2008)

Nanoratra momba ny ekipam-pirenena Afrikana Tatsimo ao amin'ny  Fiadiana ny Tompondakan'i Afrika [1] ny South Africa Rocks hoe: “Tsy fanombohana ratsy ao amin'ny Group Of Death (GOD – hafahafa). Samy manana isa tokana ankehitriny ny ekipa rehetra ao amin'ny vondrona ary farafaharatsiny tsy vodilaharana ao amin'ny vondrona.”