Tantara tamin'ny 11 Avrily 2019
Tafatafam-baovao miaraka amin'i Haruki Murakami mijery indray ny Heisei Japan
Tsy fantatro ny antony, fa toa novakiana ny bokiko, indrindra rehefa nirodana sy nanjavona tampoka izay nanananay teo aloha. Mahatsiaro aho fa nanomboka nekena tany Japan (ny bokiko) manodidina ny fotoana nanombohan'ny vanim-potoanana Heisei tamin'ny nahafatesan'ny amperora.
Nahoana ireo Tseky sasany no milaza fa filohan'izy ireo ny filoha voafidin'i Slaovakia?
Raha nisaraka tamin'ny fomba ofisialy sy tamim-pirahalahiana tamin'ny taona 1993 i Slovakia sy ny Repoblika, dia mbola mifampizara rohy ara-kolontsaina, ara-toekarena sy ara-politika ny fiarahamon'izy ireo -- ka miantso an'i Zuzana Čaputová, filoha voafidy tao Slaovakia ho toy ny "filohan'i Tseky" mihitsy ny sasany amin'ny fiarahamonina Tseky.
Tafatafa “farany” niarahana tamin'ilay mpanefoefo Rosiana Boris Berezovsky

Lasa "fahavalo tsara indrindra " an'i Poutine tokoa ve i Boris Berezovsky, mpanefoefo Rosiana? Miteraka fisalasalana ny tafatafa niarahana tamin'i Boris talohan'ny nahafatesany.
Maraoka : Nakaton’ny Facebook ny kaontin’ny vondrona mpikatroka manandratra ny mahalahika sy ny mpanorina azy

Hita fa toa tsy mihatra ny fanambarana momba ny zo sy ny andraikitra raha tsy misy mpisera maro manohitra ny fisian’ny vondrona iray, ary rehefa nesorina izany dia matiteka mahatsikaritra ireo mpanorina fa tsy afaka manokatra izany intsony izy ireo.
Mampahalasa adala ny mpanao didy jadona ao Belarus ireo mpanao antso sangy ratsy amin'ny finday

Mety ho faly ireo mpankafy ny antso sangy ratsy ataon'i Bart Simpson amin'ny Tavern an'i Moe raha mahita fa manana vondrom-piarahamonina antserasera goavana natao hanao antso sangy ratsy i Rosia,
Fanazavana an-tsary: Tsy voaaro ianao amin'ny aterineto!

Mampiseho amin'ny fomba samihafa ity fanazavana an-tsary ity fa tandindonin-doza ny mombamomba anao an-tserasera.