Tantara tamin'ny 10 Avrily 2019
RV newsletter: Fandraketam-peo vaovao mitrandraka ny “zava-kanto sy siansan'ny fiasana miaraka”
Fanamarihan'ny Rising Voices: Ny taratasim-baovaontsika mpivoaka indroa isam-bolana dia manome famintinana ireo lahatsoratra bilaogy vao haingana mikasika ny lafiny rehetra amin'ny fampidirana nomerika, anisan'izany ny fidirana sy ny fandraisana fitaovana nomerika, ary koa ny fomba samihafa sy ny fahafahana ho an'ny fiarahamonina mba handray anjara mavitrika amin'ny aterineto.
‘Nofy Tsy Mifanaraka: Politikan'ny Tanàna': Manaitra Momba ireo Olana Sosialy Ao Nepal Ny Kanto
Nandritra ny an-jato taona maro, ny fitantaràna mahazatra an'i Nepal dia nanavaka an'ireo tantara sy ireo zavatra niainan'ireo vondrom-piarahamonina marobe natao ankilabao, niangaran'ny vintana ary indizeny. Sarihan'ireny fampirantiana ireny ny saina ho amin'ireo an-tanan-tohatra ara-tsosialy fototr'olana sy ireo dindo iraisam-pirenena manjakazaka.
Nanasongadina ny mpitantana ny Lingua Yoruba ny Vovonana Manerantany Creative Commons !
Nanasongadina an'i Ọmọ Yoòbá, ilay mpitantana ny Lingua Yoruba ato amintsika ny Vovonan'ny Creative Commons Manerantany!
Hofehezina tahaka ny fampitam-baovao ihany koa ny bilaogy Rosiana atsy ho atsy?
Ny 7 aprily 2014, depioté roa ao amin'ny Douma Rosiana no nampahafantatra fa hanolotra volavolan-dalàna hifehy ny vaovao ao amin'ny aterineto izy ireo.
Tsy navela hiditra an'i Koety i Ahmad Mansoor , bilaogera Emirà Arabo Mitambatra
Nitatitra ny zava-nitranga taminy tao amin'ny seranam-piaramanidina i Mansoor tamin'ny alàlan'ny twitter, koa satria nanao fifidianana parlemantera i Koety dia izany no iray amin'ireo antony tsy naharototra loatra ny tranga nahazo ity bilaogera Emiraty Arabo Mitambatra ity.
Fanentanana hiala amin'ny kaonty Twitter an'ny Lenta.ru
Nanomboka fanentanana madinika mba handrisika ireo mpiserasera hiala ao amin'ireo "matoatoa" mpisoloky ireo mpanjifa marobe ao amin'ny @lentaruofficial, nikomy noho ny zavatra hitan'izy ireo fa fisolokiana.
Mpanao gazety Grika nosamborina noho ny famoahana ny lisitr'ireo olona voalaza fa tsy nandoa hetra
Nitaky ny famotsorana an'i Vaxevanis ny Reporters Sans Frontieres ary namoaka ampahana antsafa, ary niray hina tamin'ny fanohanana azy tao amin'ny Twitter ireo mpisera aterineto, ka nahavory fangonan-tsonia maherin'ny 16.000 nitaky ny fanafoanana ny fiampangana azy.