(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Bilaogera Maraokana manan-talenta i Naoufel Chaara. Efa nahazo loka [1] tamin'ny fifaninanana bilaogy tsara indrindra iraisam-pirenena (BOB) izay nokarakarain'ny Deutsche Welle tamin'ny taona 2010 tamin'ny sokajy Best Arabic Blog [2] (Bilaogy amin'ny teny Arabo tsara indrindra) ny tranonkalany [3]. Mazàna misy fiantraikany matanjaka eo amin'ny mpamaky ny lahatsorany ny fomba fijeriny amin'ny fomba maranitra izay mahazatra momba ny vahoaka sy ny fahefana ao amin'ny fireneny sy ny tontolo Arabo.
Fantatra fa mahazo fandrahonana avy amin'ny rafitry ny sivana ataon'ny fitondrana ao an-toerana ny feon'ny mpanohitra, saingy gaga tanteraka i Naoufel rehefa fantany fa voarara ny bilaoginy tany ivelan'ny sisintanin'ny fireneny.
Ato amin'ity antsafa fohy ity, manazava ny fomba nahafantarany momba ny fandraràna ilay bilaogera sy ny fiantraikan'izany amin'ny asasorany .
Azonao ampahafantarina anay ve ny momba ny bilaoginao sy ny karazana lohahevitra soratanao ?
حسنا ..في مدونتي اكتب عن كل شيء..عن الديمقراطية الغائبة..عن حقوق الانسان التي لم نجدها بعد و عن يوميات الوطن العربي..باختصار عن وجهة نظري في الاحداث التي تقع.
Eny, ao amin'ny bilaogiko, manoratra momba ny zava-drehetra aho: mikasika ny tsy fisian'ny demaokrasia, momba ny zon'olombelona very ary momba ny fiainana andavanandro ao amin'ny tontolo Arabo. Raha fintinina, mibilaogy momba ny fijeriko ny zava-mitranga aho.
Ahoana no nahalalanao fa voasakana ny tranonkalanao tany amin'ireo firenena Arabo sasany?
كنت اتحدث مع الزميلة لينا بن مهني من تونس حول حجب مدونتها، بعدها اخبرتني ان مدونتي محجوبة هناك، في اليوم التالي كنت ادعوا بعض الأصدقاء الى التصويت على مدونتي في جائزة البوبز، حيث تأهلت الى المرحلة النهائية..عندها سأعلم ان المدونة حجبت في السعودية و الامارات.
Ahoana no fomba hanazavanao ny sivana?
في تونس الأمر بديهي، كل تضامن مع نشطاء حقوق الانسان هناك يؤدي الى المنع..السعودية تفعل نفس الامر مع من تعتبرهم أصوات علمانية..الامارات هي علامة الاستفهام و لا أدري لماذا حجبت مدونتي هناك.
Ahoana ny fanehoan-kevitry ny mpamaky ny bilaoginao?
الأراء اجتمعت حول أن حجب المدونة في دول تقيد حرية التعبير و توضع دائما في أسفل ترتيب حقوق الانسان هو نيشان للمدونة
Moa ve hisy fiantraikany amin'ny fomba fanoratanao ao amin'ny bilaoginao ity fandraràna ity?
قطعا لا..أسلوبي و كتاباتي وجدوا قبل المدونة..حجبها هناك لا يعني لي شيئا سوى ضياع قراء محتملين للمدونة
Misy ve ny fomba handinganana ity sivana ity ?
خبرتي بالأمور التقنية ضحلة للغاية..و لا أدري فعلا ان وجدت طرق .للالتفاف حول هكذا حجب
Misy teninao farany?
فقط شكري لمن راسلوني أو من عبروا لي عن مساندتهم..