Angatahana ny VPN hanakana ireo tranonkala voaràra, saingy tsy nanaiky ny ankamaroany

Skitterphoto, CC0 Skitterphoto under CC0
Nilaza tamin'ny fanambarana an-gazety ny mpandrindra ny media ao Rosia tamin'ny 28 Martsa fa nandefa taratasy tany amin'ireo mpamatsy VPN miisa 10, mangataka azy ireo hanakana ny fidiran'ny mpiserasera amin'ny tranonkala “voaràra” ao Rosia.
Mangataka ny ao amin'ny taratasy mba hifandray amin'ny “Rafi-baovao ao amin'ny Fanjakana Federaly (Federal State Information System)” (FGIS) ireo mpamatsy VPN, ny FGIS dia rafitra teknika izay hampilaza ny tolotr'izy ireo mikasika izay tranonkala tokony hosakanana. Tafiditra ao anatin'ny fanatanterahana ny lalàna fialàna sivana napetraky ny mpandrindra izay nampiharina tamin'ny novambra 2017 ny fanapahan-kevitra.
Tsy araka ny lohatenin-dahatsoratra sasantsasany, tsy mandràra ny tolotra VPN ny lalàna. Fa mitaky amin'izy ireo kosa ny hanaja ny “lisitra mainty” misy ireo tranonkala voaràra nataon'ny governemanta ary hanakana ny mpisera Rosiana tsy hiditra amin'izy ireo.
Mazava ho azy fa mifanohitra amin'ny tanjon'ny VPN izany, izay teknolojia ampiasaina indrindra mba hanampiana ny olona hiditra amin'ireo tranonkala voasakana ao amin'ny faritra misy azy ireo. Iray amin'ireo fepetra isan-karazany noraisin'ny Roskomnadzor, mpandrindra ny fampitam-baovao (Tolotra Federaly ho Fanarahamaso ny fifandraisana, ny teknolojiam-baovao sy ny haino aman-jery) nandritra ny taona vitsy lasa ny lalàna, tamin'ny ezaka hanatsarana ny fanarahamaso izay azo sy tsy azon'ny Rosiana jerena amin'ny aterineto.
Raha mandà tsy hanaraka ny lalàna tamin'ny fitakiana an-tsoratra nataon'ny Roskomnadzor ireo tolotra VPN ireo, nilaza ny fanambarana an-gazety fa mihevitra ny “hametra ny fidirana amin'ny tolotra VPN” ny sampana.
Na dia izany aza, ho an'ireo mpamatsy tolotra VPN, tsy misy tombontsoa mazava ny fanekena ny fangatahan'ny Roskomnadzor. Nanazava tamin'ny fanehoan-kevitra tao amin'ny Novaya Gazeta ilay mpikatroka ny fahalalahan'ny aterineto, Vladislav Zdolnikov:
Ни один зарубежный VPN-сервис не согласится выполнять этот закон по двум причинам.
Во-первых, это противоречит самой сути VPN-сервисов, которые, в том числе, работают на обход блокировок и защиту трафика.
Во-вторых, это огромный ущерб для каждого VPN-сервиса. Новость о том, что какой-то из сервисов начал фильтровать сайты, моментально отобьет желание пользователей их использовать.
Tsy misy tolotra VPN vahiny hanaiky hanaraka ity lalàna ity noho ny antony roa.
Voalohany, dia mifanohitra amin'ny tena fitsipiky ny tolotra VPN rehetra izany, izay ny tanjony, ankoatra ny hafa, dia ny miala amin'ireo fanakanana ary miaro ny fifamoivoizana.
Faharoa, mety ho fampihorohoroana lehibe izany ho an'ny tolotra VPN izay sahy hanaraka. Hoesorin'ny mpanjifa avy hatrany izay tolotra manomboka manivana ny fidirana amin'ireo tranonkala.
Ny lisitry ny tolotra VPN misy amin'izao fotoana izao dia ahitana ny NordVPN, Hide My Ass !, Hola VPN, OpenVPN, VyprVPN, ExpressVPN, TorGuard, IPVanish, Kaspersky Secure Connection ary VPN Unlimited. Tsy tolotra ny OpenVPN, fa teknolojia tovozina malalaka ahafahana mamorona azy.
Saika ny rehetra no efa nanambara ampahibemaso ny fikasan'izy ireo handà tsy hanaraka ny fangatahan'ny Roskomnadzor:
Hello. Having in mind the complexity of the request, we have no other option but not to comply.
— NordVPN (@NordVPN) 29 марта 2019 г.
Manahoana. Mieritreritra ny fahasarotan'ny fitakiana, tsy manan-tsafidy hafa izahay saingy tsy hanaja izany
Nilaza ny sasany tahaka ny TorGuard, fa hanaisotra ny lohamiliny ao amin'ny tanin'i Rosia izy ireo:
At the time of this writing TorGuard has taken steps to remove all physical server presence in Russia. We have wiped clean all servers in our Saint Petersburg and Moscow locations and will no longer be doing business with data centers in the region.
Amin'izao fotoana hanoratana izao. Nandray dingana hanala ny lohamiliny rehetra ao Rosia ny TorGuard. Nofafanay madio tsara ny lohamilina rehetra tao Saint Petersburg sy Moskoa ary tsy hiasa intsony miaraka amin'ny foiben'ny tahiry ao amin'ny faritra izahay.
Ny hany miavaka ao amin'ny lisitra dia ny Kaspersky Secure Connection, tolotra omen'ny orinasam-pikarohana momba ny fiarovana antserasera Kaspersky Labs. Ao Moskoa ny foiben'ny vondrona, noho izany mora hiharan'ny lalàna eo an-toerana. Na dia izany aza, nisalasala tamin'ny fanapahan-kevitr'izy ireo hanaraka ny fitsipika vaovao ny olona sasany.
VPN-сервис (!!!) Kaspersky Secure Connection…
Даже не знаю с чем и сравнить сей абсурд.Kaspersky Secure Connection согласен на полное сотрудничество с Роскомнадзором.
КМБУ!https://t.co/QYEnp6EKPG— Александр Лисовцев (@A_Lisovtsev) 29 марта 2019 г.
VPN-service (!!!) Kaspersky Secure Connection…
Tsy azoko antoka hoe ampitahaina amin'iza ity hadalàna ity.
Manaiky tanteraka hiara-hiasa amin'ny Roskomnadzor ny Kaspersky Secure Connection . Nahoana no gaga amin'izany ny olona!
Anisan'ny RuNet Echo, tetikasan'ny Global Voices handikana ny teny Rosiana an'aterineto ity lahatsoratra ity. Lahatsoratra rehetra ·
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Anisan'ny RuNet Echo, tetikasan'ny Global Voices handikana ny teny Rosiana an'aterineto ity lahatsoratra ity. Lahatsoratra rehetra ·
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...