(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Septambra 2010)
Araka ny filazan'ny tranonkalam-baovao marobe, voaheloka hahazo kapoka karavasy miisa 74 sy sazy an-tranomaizina enina taona ilay bilaogera Iraniana nogadraina sady mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona, Shiva Nazar Ahari .