Tantara tamin'ny Marsa, 2019
Nahoana no saika voarara ny diaben’ny vehivavy tamin’ny 8 Martsa tany Kirghizistan
Nampanantena ny nasionalista fa ho avy hanaparitaka ny fihetsiketsehana, saingy nizotra tsy nisy sakatsakana izany.
Bahrain: Falifaly ireo mpankafy Ferrari satria nandresy tamin'ny Grand Prix Bahrain i Alonso
Tapitra ny fifaninanana voalohany Formula One 2010 ary mety efa niverina tao amin'ny Kianja Iraisam-pirenen'i Bahrain, the Sakhir dezera ny vovoka saingy mitohy hatrany ny resabe.
Jordania: “Mampody an'i Raad” avy any Syria
Natsangana amin'ny aterineto ny hetsika hanerena ny manampahefana Syriana hamotsotra ilay Jordaniana Raad Kawar, izay nogadraina nanomboka ny 19 Aprily.
Vondrona Miampanga ireo Fanafihana Tsy Miato ety Anaty Aterineto Atao an'ireo Media Tsy Miankina Ao Filipina
"Ny tanjona dia ny hanakanana tsy hahazoan'ny vahoaka noana te-hahazo fampahalalam-baovao sy ireo tantara izay ilainy izay zava-mitranga ao amin'ny firenena ataon'ny lainga sy vaovao tsy marina fahirano."
Shina: Efa nosakanana indray ny YouTube
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) [Vaovao farany etsy ambany] Raha nandalo ny fanakatonana tanteraka ny Tibet ary niparitaka tao amin'ny YouTube ny lahatsary iray nampiseho ny toe-draharaha feno herisetra dia nanomboka nahatsikaritra ny olona tany Shina fa tsy azo nidirana ny tranonkala fifampizarana lahatsary. Nanao...
Porofoin'ny Tranonkala iray Miady Amin'ny Henatra Noho ny Toebatana Fa Natao #HoAnyRehetra #everyBODY ny Karnivaly (Fetibe)
"Noho ireo mpanao sarontava toa an-dry Candice Santana sy ireo mpanjohy anay dia azonay atao ny mitondra hazavana iray hafa ho eo amin'izay tena fahitàna ny fanehoana marina sarontava."."
Tatitry ny Mpisera : Mihamampidi-doza Hatrany Ny Fiasàna Ho Amin'ny Tombontsoan'ny Daholobe
Eo amin'ny famintinan-dohateny tamin'ny herinandron'ny 12/07/2017: Tiorkia, Myanmar, Venezoela, Meksika, Brezila, Filipina, Espaina
Mpanao gazety Rosiana noterena hiala noho ny fitsikerany ireo manampahefana ao St. Petersburg tao amin'ny fantsona Telegram
Nilaza i Maria Karpenko, mpanao gazety ao amin'ny Kommersant, iray amin'ireo gazety mpivoaka isan'andro malaza ao Rosia fa noterena hametra-pialana izy rehefa avy nifanatrika taminy momba ny fantsona Telegram tantaniny ny lehiben'ny tonian-dahatsoratra.
Shina: Voaheloka higadra telo taona ilay mpitantana ny tranonkala mpiaro ny zon'olombelona
Ity no fisamborana faharoa an'i Huang. Nosamborina izy tamin'ny 3 Jona 2000 noho ny fiampangana azy tamin'ny "fandrisihana fanakorontanana" ary voaheloka higadra dimy taona an-tranomaizina. Voampanga ho namoaka lahatsoratra momba ny hetsi-panoherana nosoratan'ireo mpanohitra monina any ivelany izy tao amin'ny tranonkalany.
Jordania: Miady hevitra momba ny mety ho Fivorian'ny Vaomieran'ny Fiaraha-Miasa ao amin'ny Helodrano
Niteraka fanehoan-kevitra marobe ny fanambarana fa mety hanatevin-daharana ireo mpikambana enina ao amin'ny Filankevitry ny Fiarahamiasan'ny Helodrano (Gulf Cooperation Council -GCC) na (GCC) i Jordania sy i Maraoka.