Tantara tamin'ny 28 Marsa 2019
Mampitombo adihevitra ao Myanmar: sahan'akondro Kachin an-tsary
"Nahazo ny fanohanan'ny Shinoa ny ankamaroan'ny saham-pambolena ary ampangaina ho mangala-tany, manimba ny tontolo iainana ary manitsakitsaka ny zon'ny mpiasa ireo Shinoa ireo."
Fantaro i Adéṣínà Ayẹni, mpitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 27 marsa ka hatramin'ny 2 avrily

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Adéṣínà Ayẹni AKA Ọmọ Yoòbá, mpampiatrano hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 27 Marsa- 2 Avrily 2019 ao amin'ny fanentanana vaovao amin'ny media sosialy mifantoka amin'ny fimaroana ara-piteny an-tserasera etoAfrika.
Nanangana ny foibeny any Afovoany Atsinanana ny Skype

Anisan'ny tanjon'ny paikady ara-toekarena nasionaly ao Bahrain antsoina hoe 'Vision 2030' izay ahitana ny rafitry ny fifandraisandavitra sy ny serasera ny fanambarana.
Maso Arabo: Eritreritra Ramadan
Satria mifarana vetivety ny volana masina Ramadany, mizara ny eritreriny momba ny volana, ny zavatra ataon'izy ireo, ny fenitry ny fitondrana fiara ary ny fanirian'izy ireo hiala-sasatra.
Misioka momba ny fampielezan-kevi-pifidianana ny Jordaniana
Afaka mandefa fitaovana fampielezan-kevitra ho an'ny fifidianana amin'ny 9 novambra ankehitriny ireo kandidà parlemantera Jordaniana. Mameno ny arabe lehibe ankehitriny ireo afisy, ary iandian-kevitra be eo amin'ireo mpisera Twitter Jordaniana ny lohahevitra momba ireo fitaovana fampielezan-kevitra ireo. Saika miombon-kevitra avokoa, satria maneho fahasorenana amin'ireo afisy ny ankamaroan'ny sioka.