Tantara tamin'ny 26 Marsa 2019
Fantaro i Israel Quic, mandray ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 25-31 marsa

Andao hojerentsika bebe kokoa ny momba an'i Israel Quic, ilay hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 25-31 marsa 2019 ao amin'ny fanentanana media sosialy mifantoka amin'ny fimaroana an-tserasera.
Maro zava-mampanahy amin'ny lalàna Indiana misahana ny vaovao Ara-teknolojia nivoaka taona 2011

Manaraka ny dian'i Shina ve i India eo amin'ny lafiny votoatin-tambajotra foronin'ireo mpisera? Maro no hamaly eny, noho ny famoahana ireo fitsipika ara-teknolojia amin'ny fampahalalam-baovao nivoaka taona 2011.
Shina: Ny aterineto ho toy ny kianjan'ny ady ideolojika

Nanao tatitra momba ny valan-dresaka an-tserasera amin'ny fampiharana ny lalàna nasionaly tamin'ny 4 Janoary 2010 ny Xinhua News Agency Outlook Weekly. Nitatitra ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka nandritra ny valan-dresaka fa hanamafy ny fanaraha-maso ny Aterineto ny polisy.
Jordania: Mpanao sariitatra politika mamazivazy ireo afisim-pifidianana
Manohy mifantoka amin'ny fifidianana parlemantera amin'ny 9 Novambra ny lahatsoratr'ireo mpanoratra Jordaniana ao amin'ny media sosialy, ka mitodika amin'ireo afisim-pifidianana manerana ny firenena, ary indrindra indrindra ao an-drenivohitra Amman. Mpisera Twitter iray, Mayousef, namazivazy ny 25 Oktobra,