Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

25 Marsa 2019

Tantara tamin'ny 25 Marsa 2019

Singapaoro: Fanentanana ‘Tsy mila fanolanana’

Ao Singapaoro, tsy raisina toy ny fanolanana ny fanolanana ny vadinao. Nefa tokony ho fanolanana izany.

Nahoana no saika voarara ny diaben’ny vehivavy tamin’ny 8 Martsa tany Kirghizistan

Nampanantena ny nasionalista fa ho avy hanaparitaka ny fihetsiketsehana, saingy nizotra tsy nisy sakatsakana izany.

Bahrain: Falifaly ireo mpankafy Ferrari satria nandresy tamin'ny Grand Prix Bahrain i Alonso

Tapitra ny fifaninanana voalohany Formula One 2010 ary mety efa niverina tao amin'ny Kianja Iraisam-pirenen'i Bahrain, the Sakhir dezera ny vovoka saingy mitohy hatrany ny resabe.

Jordania: “Mampody an'i Raad” avy any Syria

Natsangana amin'ny aterineto ny hetsika hanerena ny manampahefana Syriana hamotsotra ilay Jordaniana Raad Kawar, izay nogadraina nanomboka ny 19 Aprily.

Vondrona Miampanga ireo Fanafihana Tsy Miato ety Anaty Aterineto Atao an'ireo Media Tsy Miankina Ao Filipina

"Ny tanjona dia ny hanakanana tsy hahazoan'ny vahoaka noana te-hahazo fampahalalam-baovao sy ireo tantara izay ilainy izay zava-mitranga ao amin'ny firenena ataon'ny lainga sy vaovao tsy marina fahirano."

Shina: Efa nosakanana indray ny YouTube

GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) [Vaovao farany etsy ambany] Raha nandalo ny fanakatonana tanteraka  ny Tibet ary niparitaka tao amin'ny YouTube ny lahatsary iray nampiseho ny toe-draharaha feno herisetra dia nanomboka nahatsikaritra ny olona tany Shina fa tsy azo nidirana ny tranonkala fifampizarana lahatsary. Nanao...