Tantara tamin'ny 20 Marsa 2019
Fantaro i Kọ́lá Túbọ̀sún, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 20-26 Marsa

Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Kọ́lá Túbọ̀sún, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 20-26 marsa 2019 amin'ny fanentanana vaovao amin'ny media sosialy mifantoka amin'ny fimaroam-piteny an-tserasera eto Afrika.
Manandratra ny fimaroana ara-piteny afrikana antserasera amin'ny alalan'ny fifandimbiasana fitantanana kaonty Twitter

Avy aty amin'ny Rising Voices, ny Tetikasa Anarana Yoruba, ary ny GV amin'ny teny Yoruba amin'izao ankalazanay ny fimaroana ara-piteny amin'ny fanentanana Twitter mampivoitra ny zavatra iainan'ny mpikatroka nomerika ara-piteny manerana an'i Afrika izao.
Olona 30 tapitrisa ao Brezila no miaina any amin'ny “dezaka fampitam-baovao”
Ao anatin'ny olana ny tsy fitoviana, izay misy fiantraikany amin'ny fifandraisana ihany koa.
Holandy: Firenena voalohany ao Eoropa ahitana tsy fitongilanana antserasera

Andro iray hankalazaina any Holandy ny 8 May 2012 noho izy lasa firenena voalohany ao Eoropa miaro ny olom-pireneny amin'ny alalan'ny fametrahana ny tsy fiandaniana amin'ny aterineto ao anaty lalàna.
Fitondram-panjaka tokana ao Bahrain: Fahavalon'ny aterineto

Tamin'ny herinandro ny manampahefana Bahrainita nisambotra ny Filohan'ny Foiben'ny Zon'Olombelona ao Bahrain, Nabeel Rajab rehefa niverina avy any Libanona tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Bahrain izy.