Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

19 Marsa 2019

Tantara tamin'ny 19 Marsa 2019

Noraràn'ny manampahefana Rosiana ny famokarana teatira ho an'ny tanora noho ny fampiroboroboana ny ‘fifandraisana ara-pianakaviana tsy nentim-paharazana’

Vao haingana i Rosia no nandany andianà lalàna mpandala ny nentin-drazana ara-tsosialy mikendry ireo mpikatroka, vondrona mpiaro ny zo ary ny fampitam-baovao an-tserasera ho an'ny rehetra izay lazaina fa "mampiroborobo ny faha-pelahana ho an'ny ankizy tsy ampy taona."

Nahoana ny Repoblika Islamika no matahotra an'i Nasrin Sotoudeh?

"Manafintohina", "tsy rariny", "devoly" sy "henatra mitabataba" no anisan'ireo teny nolazain'ireo mpiaro ny zon'olombelona sy Iraniana maro ao amin'ny media sosialy momba ny fandrenesena ny vaovao manafintohina fa voasazy higadra 38 taona an-tranomaizina sy kapoka karavasy in-148 i Nasrin Sotoudeh, Iraniana malaza mpiaro ny zon'olombelona.

Bilaogy Maleziana nampiseho sainam-pirenena mitsimbadika

Ny taty amintsika nodiana fanina ilay sainam-pirenena mivadika teo amin'ny antenimieran-doholona tamin'ny tetezamita 2009-2013

Seraserao ny zonao! Zon'olombelona ny zo an-tserasera

Ny alina alohan'ny Internet Governance Forum, dia efa ho olona zato no nivory mba hifantoka momba ny fidirana, ny zo, ny fampandrosoana ary ny fankaherezana amin'ny aterineto. Na dia teo aza ny fahasamihafan'ny feo avy any atsimo manontolo, dia nahagaga ny fitovian'ny olana.

Shina: Manivana ireo mpanohana ny Kolontsaina Mena sy Bo Xilai

Hatramin'ny nivoahan'ny ny vaovao nandroahana ilay mpitarika teo aloha tao amin'ny ny Antoko Komonista Shinoa tao Chongqing antsoina hoe Bo Xilai, nanjary lasibatry ny sivana ireo mpomba an'i Bo sy ireo tranonkala mpanohana azy.