Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Mpianatra Armeniana feno fanantenana namolavola lahatsary momba ny fianarana any ivelany 

Sary fanazavana fotsiny. Nampiasaina tao amin'ny Chai-Khana.org.

Mandany vola ny mianatra any ivelany. Ilaina tokoa ve?

Tantara nalaina tao amin'ny Chai-Khana.org ity manaraka ity ary navoaka indray ato amin'ny Global Voices araka ny fifanarahana fiaraha-miasa. Lahatsoratra sy lahatsary avy amin'i Christina Soloyan sy Davit Avetisyan.

Vokatra miabo avy amin'ny fanatontoloana ny fifindra-monin'ny mpianatra lasa fironana. Ato anatin'ity lahatsary fanadihadiana andrana ity no ahitana ireo tanora matihanina teratany Armeniana maka sary ny fanaony mahazatra andavanandro nandritra ny fianarany tany ivelany ary nitatitra ireo tolona sy ireo varavarana vaovao misokatra niainany tany amin'ny firenena mampiantrano azy ireo. Miresaka ny fiainany any ampivahiniana sy ny zavatra andrandrainy amin'ny hoaviny ny mpianatra rehefa miverina any Armenia ry zareo.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.