- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Bilaogera iray hafa nosamborina

Sokajy: IrĂ na, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Tamin'ny volana Febroary 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra)

Nosamborina i Nama Jafari, bilaogera [1] sady mpanao gazety. Toniandahatsoratra tao amin'ny tranonkala ara-kolotsaina iray izy. Nanoratra boky iray ihany koa izy izay mitondra ny lohateny hoe “fivoriana tao amin'ny toeram-pigadrana mitoka-monina”.