Iran: Bilaogera iray hafa nosamborina

(Tamin'ny volana Febroary 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra)

Nosamborina i Nama Jafari, bilaogera sady mpanao gazety. Toniandahatsoratra tao amin'ny tranonkala ara-kolotsaina iray izy. Nanoratra boky iray ihany koa izy izay mitondra ny lohateny hoe “fivoriana tao amin'ny toeram-pigadrana mitoka-monina”.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.