16 Marsa 2019

Tantara tamin'ny 16 Marsa 2019

Bilaogera lasa mpiasan'ny serasera an'antoko politika

GV Mpisolovava  16 Marsa 2019

Tamin'ny taona 2008, nipoitra tamin'ny lohateny lehibe ilay bilaogera Maleziana Syed Azidi Syed Aziz tamin'ny fiantsoana ireo bilaogera Maleziana mba hanantona (na hametraka) ny sainam-pirenena mivadika ao amin'ny bilaogin'izy ireo. Famantarana ny firenena iray ao anatin'ny fahoriana izany. Ny antony nanaovany izany dia tsy tena hoe fitsinjovana ny hafa loatra.

Iran: Bilaogera iray hafa nosamborina

GV Mpisolovava  16 Marsa 2019

Nosamborina i Nama Jafari, bilaogera sady mpanao gazety. Toniandahatsoratra tao amin'ny tranonkala ara-kolotsaina iray izy. Nanoratra boky iray ihany koa izy izay mitondra ny lohateny hoe "fivoriana tao amin'ny toeram-pigadrana mitoka-monina".