- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: nosamborina indray i Khazali

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2012)

Nitatitra [1] i Shoorezar fa nosamborina indray tamin'ny herinandro lasa teo i Mehdi Khazali, bilaogera, mpamoaka lahatsoratra sady zanakalahin'ilay mpitondra fivavahana malaza mpandala ny fivavahana sady mpikambana teo aloha tao amin'ny Vaomieran'ny Mpiambina, Ayatollah Khazali. Nodarohan'ny mpitandro ny filaminana izy. Eto [2] raha hamaky bebe kokoa.