(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2012)
Nitatitra i Shoorezar fa nosamborina indray tamin'ny herinandro lasa teo i Mehdi Khazali, bilaogera, mpamoaka lahatsoratra sady zanakalahin'ilay mpitondra fivavahana malaza mpandala ny fivavahana sady mpikambana teo aloha tao amin'ny Vaomieran'ny Mpiambina, Ayatollah Khazali. Nodarohan'ny mpitandro ny filaminana izy. Eto raha hamaky bebe kokoa.