- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Bilaogera voadaroka tany am-ponja

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2011)

Nilaza [1] [fa] ireo mpikatroky ny zon'olombelona fa nodarohan'ny mpiambina tany am-ponja i Hossein Maleki Ronaghi, bilaogera nogadraina, rehefa avy nanoratra taratasy tany amin'ny manampahefanan'ny fitsarana ao Iran ka nentina tany amin'ny hopitaly. Voasazy [2] higadra 15 taona an-tranomaizina ity bilaogera ity.