Iran: Bilaogera voadaroka tany am-ponja

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2011)

Nilaza [fa] ireo mpikatroky ny zon'olombelona fa nodarohan'ny mpiambina tany am-ponja i Hossein Maleki Ronaghi, bilaogera nogadraina, rehefa avy nanoratra taratasy tany amin'ny manampahefanan'ny fitsarana ao Iran ka nentina tany amin'ny hopitaly. Voasazy higadra 15 taona an-tranomaizina ity bilaogera ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.