- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Atahorana ny ain'ilay bilaogera

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Oktobra 2011)

Nilaza [1] ny rain'i Hossein Rongahi [2]fa atahorana ny ain'ny zanany lahy. Bilaogera nogadraina mila fitsaboana ara-pahasalamana maika i Hossein. Voasazy higadra 15 taona an-tranomaizina izy.