(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny janoary 2015)
Namoaka fanambaràna ny vondrom-piarahamonina Global Voices manameloka ny fanagadrana ireo bilaogera, mpiasan'ny fampitam-baovao ary mpikatroka an-tserasera manerana izao tontolo izao. Niaraha-namaky nandritra ny fanokafana ny Vovonan'ny Median'Olom-pirenena Global Voices taona 2015, tao Cebu, Filipina ny anaran'ireo olona tsirairay nogadraina tany amin'ny firenena tahaka an'i Shina, Bahrain, ary Meksika. Manamafy ny anjara adidin'ny Global Voices hisian'ny fahalalaham-pitenenana sy ny fanohanany amin'ny famoahana azy ireny hivoaka ny fonja ny fanambaràna.
We, the members of the Global Voices community, call for an immediate release of all online activists, independent media workers, and bloggers around the world who are currently imprisoned by governments or held by extremists. Like these individuals—many of whom are our friends and colleagues—we believe in the right and power of open expression to drive change, inspire cooperation and resolve conflict. This power cannot be realized, however, without protection of the universal human right to free expression.
The following are just some of the people suffering repression at the hands of their governments or other powerful actors capable of organized military force. There are many more. We cannot remain silent—and you should not either. We ask you to join us in demanding that all governments fulfill their duty under the Universal Declaration of Human Rights: protect and respect the rights of these individuals.
Izahay, mpikambana amin'ny vondrom-piarahamonina Global Voices, no miantso ny hanafahana avy hatrany ireo mpikatroka an-tserasera, mpiasan'ny fampitam-baovao mahaleotena ary bilaogera rehetra manerana izao tontolo izao gadrain'ny governemanta na hazonin'ny mahery fihetsika. Tahaka ireny olona ireny—izay maro amin'izy ireo no namana sy mitovy asa aminay—dia inoanay ny zo sy ny herin'ny fanehoana malalaka hitarika fanovana, hampihevitra fiaraha-miasa sy hamaha fifandirana. Tsy ho tontosa anefa izany fahefana izany raha tsy misy ny fiarovana ny fahafaham-pitenenan'ny olona manerantany.
Ireto manaraka ireto moa ny sasany amin'ireo olona miaritra ny famoretana eo am-pelatanan'ny governemantany na ireo mpiantsehatra matanjaka hafa afa-manangana hery miaramila. Mbola misy ny maro hafa. Tsy afa-mangina izahay—ary tokony ho tahaka izany koa ianareo. Miangavy anareo izahay hanatevin-daharana hitaky amin'ny governemanta rehetra hanatontosa ny andraikiny araka ny Fanambaràna manerantany ny zon'olombelona: hiaro sy hanaja ny zon'ireo olona ireo.
Alzeria
Youcef Ould Dada
Azerbaijan
Rasul Jafarov
Khadija Ismayil
Omar Mammadov
Abdul Abilov
Rashadat Akhundov
Rashad Hasanov
Ilkin Rustamzade
Mahammad Azizov
Bahrain
Abduljalil Alsingace
Hussein Hubail
Ali Mearaj
Ahmed Humaidan
Abdulhadi Al-Khawaja
Zainab Al-Khawaja
Ammar Abdulrasool
Nabeel Rajab
Ghada Jamsheer
Shina
Kunchok Tsephel Gopey Tsang, Chomei
Xiang Nanfu
Ilham Tohti
Qi Chonghuai
Memetjan Abdulla, Freelance
Dokru Tsultrim (Zhuori Cicheng)
Niyaz Kahar, Golden Tarim
Chen Wei
Gheyrat Niyaz (Hailaite Niyazi), Uighurbiz
Liu Xiaobo
Gulmire Imin
Yang Tongyan (Yang Tianshui)
Zhang Miao
Kiobà
Ángel Santiesteban Prats
Ejipta
Alaa Abd El Fattah
Mahmoud Abdel Nabi
Ahmed Fouad
Abdullah al-Fakharny
Samhi Mustafa
Sanaa Seif
Yara Sallam
Ethiopia
Eskinder Nega
Reeyot Alemu
Woubshet Taye
Temesgen Desalegn
Abel Wabela
Befeqadu Hailu
Atnaf Berahane
Natnael Feleke
Mahlet Fantahun
Zelalem Kibret
Edom Kassaye
Tesfalem Weldeyes
Asemamaw Hailegiorgis
Iran
Saraj Aladin Mirdamadi
Mahdieh Golroo
Saeed Malekpour
8 Facebook users
Soheil Arabi
Israely
Mohammad Saba'aneh
Koety
Abdullah Fairouz Abdullah Abd al-Kareem
Makedonia
Tomislav Kezarovski
Malayzia
Teresa Kok
Maldives
Ahmed Rizwan Abdulla
Maoritania
Mohamed Cheikh Ould Mohamed
Brahim Ould Bilal Ramdane
Djiby Sow
Biram Dah Abeid
Meksika
Pedro Celestino Canché Herrera
Oman
Junaid Hafeez
Arabia Saodita
Soheil Arabi
Souad Al-Shammari
Mikhlif Al-Shammari
Raif Badawi
Syria
Tal al-Mallohi
Mazen Darwish
Hussein Ghrer
Jihad As'ad Mohamed
Akram Raslan
Fares Maamou
Ali Mahmoud Othman
Hani al-Zitani
Razan Zeitouneh
Bassel Khartabil (Safadi)
Tonizia
Yassine Ayari
Torkia
Sevan Nisanyan
Osman Garip
Metin Ozturk
Emirà Arabo Mitambatra
Osama al-Najjar
Etazonia
Barrett Brown
Vietnam
Bui Thi Minh Hang
Dang Xuan Dieu
Le Quoc Quan
Truong Duy Nhat
Minh Man Dang Nguyen
Hong Le Tho
Nguyen Quang Lap
Truong Duy Nhat