- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Nosamborina i Mehdi Khazali, bilaogera sady mpamoaka lahatsoratra

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jolay 2011)

Nosamborina [1] i Mehdi Khazali [2], mpamoaka lahatsoratra sady bilaogera. Zanakalhin'ilay mpitondra fivavahana elatra havanana sady mpikambana teo aloha tao amin'ny Filan-kevitry ny Mpiambina, Ayatollah Khazali izy.